plt_tn/2sa/15/30.md

16 lines
445 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy nikiraro
tsy nanao kiraro na kapa
# nisarona ny lohany
Io dia famantarana fisaonana sy henatra. DH: "nisarona ny lohany tamin'ny fisaonana"
# mpikonokonona
olona izay miara-miangona hanohitra olon-kafa
# avadiho ho fahadalana re ny torohevitr'i Ahitofela
Mangataka an'i Yaveh mba hanao ny torohevitr'i Ahitofela mba ho adalana sy tsy ilaina i Davida. DH: "aoka re mba izay rehetra atoron'i Ahitofela ho lasa adalana sy tsy mahomby"