# tsy nikiraro tsy nanao kiraro na kapa # nisarona ny lohany Io dia famantarana fisaonana sy henatra. DH: "nisarona ny lohany tamin'ny fisaonana" # mpikonokonona olona izay miara-miangona hanohitra olon-kafa # avadiho ho fahadalana re ny torohevitr'i Ahitofela Mangataka an'i Yaveh mba hanao ny torohevitr'i Ahitofela mba ho adalana sy tsy ilaina i Davida. DH: "aoka re mba izay rehetra atoron'i Ahitofela ho lasa adalana sy tsy mahomby"