plt_tn/2sa/15/27.md

700 B

Ahimaza

Io dia anaran-dehilahy.

Tsy mpahita angaha ianao?

Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hibedesana an'i Zadoka ary afaka adika ho fanambarana. DH: "Ho afaka mahita izay mitranga ianao".

Indro

Eto io teny io dia fomba fiteny ary midika hoe hihaino izay ho lazaina manaraka ny mpihaino. DH: "Henoy"

ambara-pahatongan'ny teny avy aminao

Io dia manondro azy mandefa mpitondra hafatra any amin'ny mpanjaka.DH: "mandra-pandefanao mpitondra hafatra aty amiko mba hampafantatra ahy"

hampahafantatra ahy

Eto ny mpanjaka dia manazava fa tokony handray ny hafatra mampilaza azy momba izay hitranga any Jerosalema izy. DH: "mba hilaza amiko izay mitranga any Jerosalema"