plt_tn/2sa/15/27.md

20 lines
700 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ahimaza
Io dia anaran-dehilahy.
# Tsy mpahita angaha ianao?
Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hibedesana an'i Zadoka ary afaka adika ho fanambarana. DH: "Ho afaka mahita izay mitranga ianao".
# Indro
Eto io teny io dia fomba fiteny ary midika hoe hihaino izay ho lazaina manaraka ny mpihaino. DH: "Henoy"
# ambara-pahatongan'ny teny avy aminao
Io dia manondro azy mandefa mpitondra hafatra any amin'ny mpanjaka.DH: "mandra-pandefanao mpitondra hafatra aty amiko mba hampafantatra ahy"
# hampahafantatra ahy
Eto ny mpanjaka dia manazava fa tokony handray ny hafatra mampilaza azy momba izay hitranga any Jerosalema izy. DH: "mba hilaza amiko izay mitranga any Jerosalema"