# Ahimaza Io dia anaran-dehilahy. # Tsy mpahita angaha ianao? Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hibedesana an'i Zadoka ary afaka adika ho fanambarana. DH: "Ho afaka mahita izay mitranga ianao". # Indro Eto io teny io dia fomba fiteny ary midika hoe hihaino izay ho lazaina manaraka ny mpihaino. DH: "Henoy" # ambara-pahatongan'ny teny avy aminao Io dia manondro azy mandefa mpitondra hafatra any amin'ny mpanjaka.DH: "mandra-pandefanao mpitondra hafatra aty amiko mba hampafantatra ahy" # hampahafantatra ahy Eto ny mpanjaka dia manazava fa tokony handray ny hafatra mampilaza azy momba izay hitranga any Jerosalema izy. DH: "mba hilaza amiko izay mitranga any Jerosalema"