plt_tn/2sa/15/11.md

20 lines
389 B
Markdown

# izay voaasa
DH: "izay nasainy"
# Nandeha tamin'ny tsy fananan-tsiny izy ireo
"nandeha tsy nanan-tsiny"
# nampaka an'i Ahitofela
Io dia midika fa naniraka mpitondra hafatra mba handeha haka sy hitondra an'i Ahitofela hiverina any aminy izy. DH: "nandefa mpitondra hafatra izy mba handeha haka an'i Ahitofela izay"
# Ahitofela
Io dia anaran-dehilahy.
# Gilo
Io dia anaran-toerana