# izay voaasa DH: "izay nasainy" # Nandeha tamin'ny tsy fananan-tsiny izy ireo "nandeha tsy nanan-tsiny" # nampaka an'i Ahitofela Io dia midika fa naniraka mpitondra hafatra mba handeha haka sy hitondra an'i Ahitofela hiverina any aminy izy. DH: "nandefa mpitondra hafatra izy mba handeha haka an'i Ahitofela izay" # Ahitofela Io dia anaran-dehilahy. # Gilo Io dia anaran-toerana