plt_tn/2sa/15/11.md

389 B

izay voaasa

DH: "izay nasainy"

Nandeha tamin'ny tsy fananan-tsiny izy ireo

"nandeha tsy nanan-tsiny"

nampaka an'i Ahitofela

Io dia midika fa naniraka mpitondra hafatra mba handeha haka sy hitondra an'i Ahitofela hiverina any aminy izy. DH: "nandefa mpitondra hafatra izy mba handeha haka an'i Ahitofela izay"

Ahitofela

Io dia anaran-dehilahy.

Gilo

Io dia anaran-toerana