plt_tn/2sa/15/07.md

533 B

Ary

Io teny io dia nampiasaina mba hampidirana ny tranga manaraka ao amin'ny fizotry ny tantara.

tamin'ny fiafaran'ny taona efatra dia hoy i Absaloma

Io dia manondro ny taona efatra taorian'ny niverenany tany Jerosalema. DH: "taona efatra taorian'ny niverenan'i Absaloma tany Jerosalema, izy"

hanefa ny voady nataoko tamin'i Yaveh tany Hebrona

"tany Hebrona ary any no hanefako ny voady izay nataoko tamin'i Yaveh"

ny mpanomponao

Eto i Absaloma dia manondro ny tenany amin'izany mba hanehoana voninahitra ny mpanjaka.