# Ary Io teny io dia nampiasaina mba hampidirana ny tranga manaraka ao amin'ny fizotry ny tantara. # tamin'ny fiafaran'ny taona efatra dia hoy i Absaloma Io dia manondro ny taona efatra taorian'ny niverenany tany Jerosalema. DH: "taona efatra taorian'ny niverenan'i Absaloma tany Jerosalema, izy" # hanefa ny voady nataoko tamin'i Yaveh tany Hebrona "tany Hebrona ary any no hanefako ny voady izay nataoko tamin'i Yaveh" # ny mpanomponao Eto i Absaloma dia manondro ny tenany amin'izany mba hanehoana voninahitra ny mpanjaka.