plt_tn/2sa/15/07.md

16 lines
533 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary
Io teny io dia nampiasaina mba hampidirana ny tranga manaraka ao amin'ny fizotry ny tantara.
# tamin'ny fiafaran'ny taona efatra dia hoy i Absaloma
Io dia manondro ny taona efatra taorian'ny niverenany tany Jerosalema. DH: "taona efatra taorian'ny niverenan'i Absaloma tany Jerosalema, izy"
# hanefa ny voady nataoko tamin'i Yaveh tany Hebrona
"tany Hebrona ary any no hanefako ny voady izay nataoko tamin'i Yaveh"
# ny mpanomponao
Eto i Absaloma dia manondro ny tenany amin'izany mba hanehoana voninahitra ny mpanjaka.