plt_tn/2sa/13/37.md

506 B

Talmay...Amihoda

Ireo dia anaran-dehilahy.

ny zanany

"Amnona zanany"

izay nitoerany telo taona

"izay nipetrahany nandritra ny telo taona"

Fa ny sain'i Davida Mpanjaka naniry

Eto i Davida dia tondroina amin'ny sainy mba hanindriana ireo eritreriny. DH: "Naniry i Davida Mpanjaka"

fa nionona mahakasika ny amin'i Amnona sy ny fahafatesany izy

"satria tsy nisaona momba ny nahafatesan'i Amnona intsony izy" (UDB). Io dia manondro ny telo taona taorian'ny nandosiran'i Absaloma tany Gesora.