plt_tn/2sa/13/37.md

20 lines
506 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Talmay...Amihoda
Ireo dia anaran-dehilahy.
# ny zanany
"Amnona zanany"
# izay nitoerany telo taona
"izay nipetrahany nandritra ny telo taona"
# Fa ny sain'i Davida Mpanjaka naniry
Eto i Davida dia tondroina amin'ny sainy mba hanindriana ireo eritreriny. DH: "Naniry i Davida Mpanjaka"
# fa nionona mahakasika ny amin'i Amnona sy ny fahafatesany izy
"satria tsy nisaona momba ny nahafatesan'i Amnona intsony izy" (UDB). Io dia manondro ny telo taona taorian'ny nandosiran'i Absaloma tany Gesora.