# Talmay...Amihoda Ireo dia anaran-dehilahy. # ny zanany "Amnona zanany" # izay nitoerany telo taona "izay nipetrahany nandritra ny telo taona" # Fa ny sain'i Davida Mpanjaka naniry Eto i Davida dia tondroina amin'ny sainy mba hanindriana ireo eritreriny. DH: "Naniry i Davida Mpanjaka" # fa nionona mahakasika ny amin'i Amnona sy ny fahafatesany izy "satria tsy nisaona momba ny nahafatesan'i Amnona intsony izy" (UDB). Io dia manondro ny telo taona taorian'ny nandosiran'i Absaloma tany Gesora.