plt_tn/2sa/13/32.md

550 B

Jonadaba...Simea

Adikao toy ny nanaovanao izany tao amin'ny 13:3 ireo anaran-dehilahy ireo.

Aoka ny tompoko tsy hino

"Ry tompoko, aza mino"

tompoko

Nantsoin'i Jonadaba hoe ''tompoko" i Davida mba hanehoana fanajana.

nanolanan'i Amnona an'i Tamara

Io dia fomba mihaja hilazana fa nanao an-keriny ny anabaviny i Amnona.

aoka ny tompoko mpanjaka

"ry tompoko mpanjaka, aza"

handray izany tatitra izany am-po

Ny andianteny hoe "mandray zavatra am-po'' dia midika hoe "miahiahy momba izany". DH: "miahiahy momba izany tatitra izany"