# Jonadaba...Simea Adikao toy ny nanaovanao izany tao amin'ny 13:3 ireo anaran-dehilahy ireo. # Aoka ny tompoko tsy hino "Ry tompoko, aza mino" # tompoko Nantsoin'i Jonadaba hoe ''tompoko" i Davida mba hanehoana fanajana. # nanolanan'i Amnona an'i Tamara Io dia fomba mihaja hilazana fa nanao an-keriny ny anabaviny i Amnona. # aoka ny tompoko mpanjaka "ry tompoko mpanjaka, aza" # handray izany tatitra izany am-po Ny andianteny hoe "mandray zavatra am-po'' dia midika hoe "miahiahy momba izany". DH: "miahiahy momba izany tatitra izany"