plt_tn/2sa/13/32.md

24 lines
550 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Jonadaba...Simea
Adikao toy ny nanaovanao izany tao amin'ny 13:3 ireo anaran-dehilahy ireo.
# Aoka ny tompoko tsy hino
"Ry tompoko, aza mino"
# tompoko
Nantsoin'i Jonadaba hoe ''tompoko" i Davida mba hanehoana fanajana.
# nanolanan'i Amnona an'i Tamara
Io dia fomba mihaja hilazana fa nanao an-keriny ny anabaviny i Amnona.
# aoka ny tompoko mpanjaka
"ry tompoko mpanjaka, aza"
# handray izany tatitra izany am-po
Ny andianteny hoe "mandray zavatra am-po'' dia midika hoe "miahiahy momba izany". DH: "miahiahy momba izany tatitra izany"