plt_tn/2sa/13/30.md

863 B

Ary

"Nitranga izany". Io teny io eto dia nampiasaina mba hampidirana ny tranga manaraka ao amin'ny fizotry ny tantara.

teny an-dalana

"nandeha nanaraka ny lalana"

tonga tany amin'i Davida ny vaovao manao hoe

Eto izany dia milaza fa tonga ireo vaovao, rehefa nisy olona tonga marina ary nilaza an'i Davida ireo vaovao. DH: "no nisy olona tonga ka nitatitra ireo vaovao tamin'i Davida nanao hoe"

Dia nitsangana ny mpanjaka

"Dia nijoro ny mpanjaka"

nandriatra ny fitafiany, dia nandry teo amin'ny tany

Nanao ireo zavatra ireo izy mba hanehoana fa diso nalahelo loatra. DH: "nandrovitra ny akanjony, ary nianjera tamin'ny tany mba hitomany"

niaraka tamin'ny fitafiana rovitra

Nanao izany izy ireo mba hanehoana ny alahelony sy ny fisaonany niaraka tamin'ny mpanjaka. DH: "ary nandrovitra ny akanjon'izy ireo, nisaona niaraka tamin'ny mpanjaka"