plt_tn/2sa/13/30.md

24 lines
863 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary
"Nitranga izany". Io teny io eto dia nampiasaina mba hampidirana ny tranga manaraka ao amin'ny fizotry ny tantara.
# teny an-dalana
"nandeha nanaraka ny lalana"
# tonga tany amin'i Davida ny vaovao manao hoe
Eto izany dia milaza fa tonga ireo vaovao, rehefa nisy olona tonga marina ary nilaza an'i Davida ireo vaovao. DH: "no nisy olona tonga ka nitatitra ireo vaovao tamin'i Davida nanao hoe"
# Dia nitsangana ny mpanjaka
"Dia nijoro ny mpanjaka"
# nandriatra ny fitafiany, dia nandry teo amin'ny tany
Nanao ireo zavatra ireo izy mba hanehoana fa diso nalahelo loatra. DH: "nandrovitra ny akanjony, ary nianjera tamin'ny tany mba hitomany"
# niaraka tamin'ny fitafiana rovitra
Nanao izany izy ireo mba hanehoana ny alahelony sy ny fisaonany niaraka tamin'ny mpanjaka. DH: "ary nandrovitra ny akanjon'izy ireo, nisaona niaraka tamin'ny mpanjaka"