# Ary "Nitranga izany". Io teny io eto dia nampiasaina mba hampidirana ny tranga manaraka ao amin'ny fizotry ny tantara. # teny an-dalana "nandeha nanaraka ny lalana" # tonga tany amin'i Davida ny vaovao manao hoe Eto izany dia milaza fa tonga ireo vaovao, rehefa nisy olona tonga marina ary nilaza an'i Davida ireo vaovao. DH: "no nisy olona tonga ka nitatitra ireo vaovao tamin'i Davida nanao hoe" # Dia nitsangana ny mpanjaka "Dia nijoro ny mpanjaka" # nandriatra ny fitafiany, dia nandry teo amin'ny tany Nanao ireo zavatra ireo izy mba hanehoana fa diso nalahelo loatra. DH: "nandrovitra ny akanjony, ary nianjera tamin'ny tany mba hitomany" # niaraka tamin'ny fitafiana rovitra Nanao izany izy ireo mba hanehoana ny alahelony sy ny fisaonany niaraka tamin'ny mpanjaka. DH: "ary nandrovitra ny akanjon'izy ireo, nisaona niaraka tamin'ny mpanjaka"