plt_tn/2sa/13/25.md

309 B

avelao re i Amnona rahalahiko andeha hiaraka aminay

Ny zanaka lahy zokiny indrindra matetika dia mety manambara ny rainy amin'ny fomban'ny Israelita. I Amnona dia zanaka lahin'i Davida zokiny indrindra.

Fa nahoana i Amnona no tokony hiaraka aminareo?

Fantatr'i Davida fa tsy naman'i Absaloma i Amnona.