plt_tn/2sa/13/25.md

8 lines
309 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# avelao re i Amnona rahalahiko andeha hiaraka aminay
Ny zanaka lahy zokiny indrindra matetika dia mety manambara ny rainy amin'ny fomban'ny Israelita. I Amnona dia zanaka lahin'i Davida zokiny indrindra.
# Fa nahoana i Amnona no tokony hiaraka aminareo?
Fantatr'i Davida fa tsy naman'i Absaloma i Amnona.