# avelao re i Amnona rahalahiko andeha hiaraka aminay Ny zanaka lahy zokiny indrindra matetika dia mety manambara ny rainy amin'ny fomban'ny Israelita. I Amnona dia zanaka lahin'i Davida zokiny indrindra. # Fa nahoana i Amnona no tokony hiaraka aminareo? Fantatr'i Davida fa tsy naman'i Absaloma i Amnona.