plt_tn/2sa/13/20.md

634 B

Niaraka taminao ve i Amnona anadahinao?

Io dia fomba mihaja mba hanontaniana an'i Amnona raha niray taminy izy. DH: "Niara-nandry taminao ve i Amnona anadahinao?"

mangina

Io dia midika hoe tsy miteny na amin'iza na amin'iza momba ny zavatra iray. DH: "aza lazaina na amin'iza na amin'iza ny momba izany"

Aza mandray izany zavatra izany am-po

Ny andianteny hoe "mandray zavatra am-po" dia midika hoe "miahiahy ny amin'izany". DH: "Aza miahiahy ny momba izay nitranga"

Dia nitoetra irery tao amin'ny tranon'i Absaloma anadahiny i Tamara

Io dia midika fa tsy nanambady izy.

tsy niteny na inona na inona

"tsy niresaka"