plt_tn/2sa/13/20.md

20 lines
634 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Niaraka taminao ve i Amnona anadahinao?
Io dia fomba mihaja mba hanontaniana an'i Amnona raha niray taminy izy. DH: "Niara-nandry taminao ve i Amnona anadahinao?"
# mangina
Io dia midika hoe tsy miteny na amin'iza na amin'iza momba ny zavatra iray. DH: "aza lazaina na amin'iza na amin'iza ny momba izany"
# Aza mandray izany zavatra izany am-po
Ny andianteny hoe "mandray zavatra am-po" dia midika hoe "miahiahy ny amin'izany". DH: "Aza miahiahy ny momba izay nitranga"
# Dia nitoetra irery tao amin'ny tranon'i Absaloma anadahiny i Tamara
Io dia midika fa tsy nanambady izy.
# tsy niteny na inona na inona
"tsy niresaka"