# Niaraka taminao ve i Amnona anadahinao? Io dia fomba mihaja mba hanontaniana an'i Amnona raha niray taminy izy. DH: "Niara-nandry taminao ve i Amnona anadahinao?" # mangina Io dia midika hoe tsy miteny na amin'iza na amin'iza momba ny zavatra iray. DH: "aza lazaina na amin'iza na amin'iza ny momba izany" # Aza mandray izany zavatra izany am-po Ny andianteny hoe "mandray zavatra am-po" dia midika hoe "miahiahy ny amin'izany". DH: "Aza miahiahy ny momba izay nitranga" # Dia nitoetra irery tao amin'ny tranon'i Absaloma anadahiny i Tamara Io dia midika fa tsy nanambady izy. # tsy niteny na inona na inona "tsy niresaka"