plt_tn/2sa/13/10.md

12 lines
277 B
Markdown

# mba hihinanako azy avy amin'ny tananao
Io dia fangatahana amin'i Tamara mba hanolotra sakafo ho azy manokana. DH: "ary manomana izany ho ahy"
# aza terena aho
Ireo teny tsy ampy dia azo ampiana. DH: "aza terena hiara-mandry aminao aho"
# maharikoriko
"tena mahamenatra"