plt_tn/2sa/13/10.md

277 B

mba hihinanako azy avy amin'ny tananao

Io dia fangatahana amin'i Tamara mba hanolotra sakafo ho azy manokana. DH: "ary manomana izany ho ahy"

aza terena aho

Ireo teny tsy ampy dia azo ampiana. DH: "aza terena hiara-mandry aminao aho"

maharikoriko

"tena mahamenatra"