# mba hihinanako azy avy amin'ny tananao Io dia fangatahana amin'i Tamara mba hanolotra sakafo ho azy manokana. DH: "ary manomana izany ho ahy" # aza terena aho Ireo teny tsy ampy dia azo ampiana. DH: "aza terena hiara-mandry aminao aho" # maharikoriko "tena mahamenatra"