plt_tn/2sa/13/01.md

16 lines
488 B
Markdown

# Ary taorian'izany
"Izany dia nitranga taorian'ny". Io andianteny io dia nampiasaina mba hampidirana tranga vaovao ao amin'ny fizotry ny tantara.
# anabaviny
Iray ray i Amnona sy i Tamara saingy samy hafa reny.
# tena anabavy
Iray ray sy reny i Absaloma sy i Tamara.
# Niady saina be Amnona ary nanjary narary izy
Niady saina mafy i Amnona satria naniry ny hiara-mandry amin'i Tamara anabaviny izy. DH: "Niady saina mafy tamin'ny faniriany an'i Tamara i Amnona ka nanjary narary"