plt_tn/2sa/13/01.md

488 B

Ary taorian'izany

"Izany dia nitranga taorian'ny". Io andianteny io dia nampiasaina mba hampidirana tranga vaovao ao amin'ny fizotry ny tantara.

anabaviny

Iray ray i Amnona sy i Tamara saingy samy hafa reny.

tena anabavy

Iray ray sy reny i Absaloma sy i Tamara.

Niady saina be Amnona ary nanjary narary izy

Niady saina mafy i Amnona satria naniry ny hiara-mandry amin'i Tamara anabaviny izy. DH: "Niady saina mafy tamin'ny faniriany an'i Tamara i Amnona ka nanjary narary"