# Ary taorian'izany "Izany dia nitranga taorian'ny". Io andianteny io dia nampiasaina mba hampidirana tranga vaovao ao amin'ny fizotry ny tantara. # anabaviny Iray ray i Amnona sy i Tamara saingy samy hafa reny. # tena anabavy Iray ray sy reny i Absaloma sy i Tamara. # Niady saina be Amnona ary nanjary narary izy Niady saina mafy i Amnona satria naniry ny hiara-mandry amin'i Tamara anabaviny izy. DH: "Niady saina mafy tamin'ny faniriany an'i Tamara i Amnona ka nanjary narary"