plt_tn/2sa/12/14.md

652 B

nanaovanao tsinontsinona

mankahala mafy na tsy tia olona na zavatra

ny zaza izay aterakao

Ny andianteny hoe "izay aterakao" dia midika fa zanak'i Davida izany. DH: "ny zaza izay ho teraka"

Namely ilay zaza...ka narary mafy izy

Eto ny mpanoratra dia miresaka ny nampararian'i Yaveh ilay zaza toy ny hoe nanafika ilay zaza i Yaveh. DH: "Nampahorian'i Yaveh ilay zaza izay...ary narary mafy izy" na "Nahatonga ilay zaza ho...i Yaveh ka nanjary narary mafy izy"

ilay zaza izay nateraky ny vadin'i Oria tamin'i Davida

Izany dia midika fa niteraka zaza izy ary i Davida no rainy. DH: "Ny zanak'i Davida, izay nateraky ny vadin'i Oria tamin'i"