# nanaovanao tsinontsinona mankahala mafy na tsy tia olona na zavatra # ny zaza izay aterakao Ny andianteny hoe "izay aterakao" dia midika fa zanak'i Davida izany. DH: "ny zaza izay ho teraka" # Namely ilay zaza...ka narary mafy izy Eto ny mpanoratra dia miresaka ny nampararian'i Yaveh ilay zaza toy ny hoe nanafika ilay zaza i Yaveh. DH: "Nampahorian'i Yaveh ilay zaza izay...ary narary mafy izy" na "Nahatonga ilay zaza ho...i Yaveh ka nanjary narary mafy izy" # ilay zaza izay nateraky ny vadin'i Oria tamin'i Davida Izany dia midika fa niteraka zaza izy ary i Davida no rainy. DH: "Ny zanak'i Davida, izay nateraky ny vadin'i Oria tamin'i"