plt_tn/2sa/12/14.md

16 lines
652 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanaovanao tsinontsinona
mankahala mafy na tsy tia olona na zavatra
# ny zaza izay aterakao
Ny andianteny hoe "izay aterakao" dia midika fa zanak'i Davida izany. DH: "ny zaza izay ho teraka"
# Namely ilay zaza...ka narary mafy izy
Eto ny mpanoratra dia miresaka ny nampararian'i Yaveh ilay zaza toy ny hoe nanafika ilay zaza i Yaveh. DH: "Nampahorian'i Yaveh ilay zaza izay...ary narary mafy izy" na "Nahatonga ilay zaza ho...i Yaveh ka nanjary narary mafy izy"
# ilay zaza izay nateraky ny vadin'i Oria tamin'i Davida
Izany dia midika fa niteraka zaza izy ary i Davida no rainy. DH: "Ny zanak'i Davida, izay nateraky ny vadin'i Oria tamin'i"