plt_tn/2sa/12/04.md

1.0 KiB

ondrivavy kely

zanak'ondry, vavy

ho an'ny mpamangy azy

Izany dia mba hohanin'ny mpitsidika azy. DH: "ho an'ny mpitsidika azy mba hohanina"

Nirehitry ny hatezerana tamin'ilay lehilahy manan-karena i Davida

Eto ny mpanoratra dia manoritsoritra ny haben'ny hatezeran'i Davida toy ny hoe namay noho ny hatezerany ny vatany. DH: "Lasa romotra i Davida" na "Lasa tezitra mafy i Davida"

niteny an-katezerana

Izany dia midika fa niteny tamim-pahatezerana an'i Natana i Davida.

Raha mbola velona koa Yaveh

Io dia manambara fa nianiana fianianana na fampanantenana tena izy i Davida. DH: "Ambarako, raha velona tokoa i Yaveh"

ho vonoina ho faty

Io dia midika hoe ho vonoina. DH: "ho vonoina" na "ho faty"

Tsy maintsy honerany efatra heny ny zanak'ondry

Ny fatra takiana amin'ilay lehilahy manan-karena dia ny hamerina amin'ilay mahantra efatra heny izay vidin'ilay zanak'ondry. "Tsy maintsy mandoa efatra heny amin'ny vidin'ilay ondry amin'ilay mahantra izy"

antra

mahatsapa alahelo na tia olona izay mijaly na maratra na tsy notiavina