plt_tn/2sa/11/24.md

24 lines
912 B
Markdown

# nitifitra tany amin'ireo miaramilanao avy eny amin'ny manda ny mpitifitr'izy ireo
"nitifitra zana-tsipìka ny mpitifitr'izy ireo"
# voavono ny sasany tamin'ireo mpanompon'ny mpanjaka
DH: "novonoin'izy ireo ny sasany tamin'ireo mpanompon'ny mpanjaka"
# mpanompon'ny mpanjaka
Eto ny hoe "mpanompo" dia manondro ireo miaramila, fa tsy ireo andevo, satria ny miaramila dia mpanompon'ny mpanjaka.
# maty ihany koa Oria ilay Hetita mpanomponao
DH: "novonoin'izy ireo i Oria Hetita mpanomponao"
# fa ny sabatra dia hamely iray sy iray hafa
Eto ny hoe "sabatra" dia manondro olona izay mamono amin-tsabatra. Ny famonoana olona amin-tsabatra ihany koa dia resahina toy ny hoe sabatra izay "mihinana" ny olona. DH: "fa ny olona iray dia mety ho fatin-tsabatra tahaka izany koa ny olona iray hafa" na "fa ny olona dia mety ho faty an'ady"
# Hamafiso kokoa hanoherana ilay tanàna ny adinao
"Miadia mafy kokoa"