plt_tn/2sa/11/24.md

912 B

nitifitra tany amin'ireo miaramilanao avy eny amin'ny manda ny mpitifitr'izy ireo

"nitifitra zana-tsipìka ny mpitifitr'izy ireo"

voavono ny sasany tamin'ireo mpanompon'ny mpanjaka

DH: "novonoin'izy ireo ny sasany tamin'ireo mpanompon'ny mpanjaka"

mpanompon'ny mpanjaka

Eto ny hoe "mpanompo" dia manondro ireo miaramila, fa tsy ireo andevo, satria ny miaramila dia mpanompon'ny mpanjaka.

maty ihany koa Oria ilay Hetita mpanomponao

DH: "novonoin'izy ireo i Oria Hetita mpanomponao"

fa ny sabatra dia hamely iray sy iray hafa

Eto ny hoe "sabatra" dia manondro olona izay mamono amin-tsabatra. Ny famonoana olona amin-tsabatra ihany koa dia resahina toy ny hoe sabatra izay "mihinana" ny olona. DH: "fa ny olona iray dia mety ho fatin-tsabatra tahaka izany koa ny olona iray hafa" na "fa ny olona dia mety ho faty an'ady"

Hamafiso kokoa hanoherana ilay tanàna ny adinao

"Miadia mafy kokoa"