plt_tn/2sa/11/01.md

533 B

Ary rehefa tonga ny lohataona

"Nitranga tamin'ny lohataona izany". Io dia mampiditra tranga vaovao ao amin'ny fizotry ny tantara.

amin'ny fotoana

"amin'ny fotoana anatin'ny taona"

nirahin'i Davida i Joaba, mpanompony, sy ireo tafik'Israely rehetra

Nirahin'i Davida mba hiady izy ireo. Izany dia afaka ambara mazava. Ny teny hoe "-ny" ihany koa dia manondro an'i Davida. DH: "Nirahin'i Davida hiady i Joaba, ireo mpanompony, ary ny tafika Israely rehetra"

tafik'i Amona

"tafika Amonita"

Raba

Io dia anaran-tanàna.