plt_tn/2sa/11/01.md

20 lines
533 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary rehefa tonga ny lohataona
"Nitranga tamin'ny lohataona izany". Io dia mampiditra tranga vaovao ao amin'ny fizotry ny tantara.
# amin'ny fotoana
"amin'ny fotoana anatin'ny taona"
# nirahin'i Davida i Joaba, mpanompony, sy ireo tafik'Israely rehetra
Nirahin'i Davida mba hiady izy ireo. Izany dia afaka ambara mazava. Ny teny hoe "-ny" ihany koa dia manondro an'i Davida. DH: "Nirahin'i Davida hiady i Joaba, ireo mpanompony, ary ny tafika Israely rehetra"
# tafik'i Amona
"tafika Amonita"
# Raba
Io dia anaran-tanàna.