# Ary rehefa tonga ny lohataona "Nitranga tamin'ny lohataona izany". Io dia mampiditra tranga vaovao ao amin'ny fizotry ny tantara. # amin'ny fotoana "amin'ny fotoana anatin'ny taona" # nirahin'i Davida i Joaba, mpanompony, sy ireo tafik'Israely rehetra Nirahin'i Davida mba hiady izy ireo. Izany dia afaka ambara mazava. Ny teny hoe "-ny" ihany koa dia manondro an'i Davida. DH: "Nirahin'i Davida hiady i Joaba, ireo mpanompony, ary ny tafika Israely rehetra" # tafik'i Amona "tafika Amonita" # Raba Io dia anaran-tanĂ na.