plt_tn/2sa/10/17.md

1.0 KiB

Rehefa nolazaina izany i Davida

DH: "Rehefa ren'i Davida ny momba izany"

namory ny Israely rehetra

Eto ny hoe "Israely" dia manambara ny tafik'Israely. DH: "nampiangona ny tafik'Israely rehetra hiaraka"

Helama

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 10:15 ireo anarana ireo.

hanohitra an'i Davida ireo Syriana ary niady taminy

Eto i Davida dia manambara ireo miaramilany. DH: "nanohitra an'i Davida sy ireo miaramilany ary niady tamin'izy ireo"

Nahafaty miaramila mpitondra kalesy fitonjato sy mpitaingin-tsovaly efatr'alina i Davida

Eto i Davida dia manambara ireo miaramilany. DH: "I Davida sy ireo miaramilany dia namono"

fitonjato...efatr'alina

"700 ... 40.000"

Naratra i Sobaka mpifehy ny tafik'izy ireo ary maty tany

DH: "Nandratra an'i Sobaka mpifehy ny tafika Syriana ireo Israelita, ka maty teo izy"

Sobaka...Hadadezera

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 10:15 ireo anarana ireo.

Rehefa hitan'ireo mpanjaka rehetra izay mpanompon'i Hadadezera fa resin'Israely izy ireo

DH: "nahafantatra fa efa nandresy azy ireo ny Israelita"