plt_tn/2sa/10/17.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Rehefa nolazaina izany i Davida
DH: "Rehefa ren'i Davida ny momba izany"
# namory ny Israely rehetra
Eto ny hoe "Israely" dia manambara ny tafik'Israely. DH: "nampiangona ny tafik'Israely rehetra hiaraka"
# Helama
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 10:15 ireo anarana ireo.
# hanohitra an'i Davida ireo Syriana ary niady taminy
Eto i Davida dia manambara ireo miaramilany. DH: "nanohitra an'i Davida sy ireo miaramilany ary niady tamin'izy ireo"
# Nahafaty miaramila mpitondra kalesy fitonjato sy mpitaingin-tsovaly efatr'alina i Davida
Eto i Davida dia manambara ireo miaramilany. DH: "I Davida sy ireo miaramilany dia namono"
# fitonjato...efatr'alina
"700 ... 40.000"
# Naratra i Sobaka mpifehy ny tafik'izy ireo ary maty tany
DH: "Nandratra an'i Sobaka mpifehy ny tafika Syriana ireo Israelita, ka maty teo izy"
# Sobaka...Hadadezera
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 10:15 ireo anarana ireo.
# Rehefa hitan'ireo mpanjaka rehetra izay mpanompon'i Hadadezera fa resin'Israely izy ireo
DH: "nahafantatra fa efa nandresy azy ireo ny Israelita"