# Rehefa nolazaina izany i Davida DH: "Rehefa ren'i Davida ny momba izany" # namory ny Israely rehetra Eto ny hoe "Israely" dia manambara ny tafik'Israely. DH: "nampiangona ny tafik'Israely rehetra hiaraka" # Helama Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 10:15 ireo anarana ireo. # hanohitra an'i Davida ireo Syriana ary niady taminy Eto i Davida dia manambara ireo miaramilany. DH: "nanohitra an'i Davida sy ireo miaramilany ary niady tamin'izy ireo" # Nahafaty miaramila mpitondra kalesy fitonjato sy mpitaingin-tsovaly efatr'alina i Davida Eto i Davida dia manambara ireo miaramilany. DH: "I Davida sy ireo miaramilany dia namono" # fitonjato...efatr'alina "700 ... 40.000" # Naratra i Sobaka mpifehy ny tafik'izy ireo ary maty tany DH: "Nandratra an'i Sobaka mpifehy ny tafika Syriana ireo Israelita, ka maty teo izy" # Sobaka...Hadadezera Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 10:15 ireo anarana ireo. # Rehefa hitan'ireo mpanjaka rehetra izay mpanompon'i Hadadezera fa resin'Israely izy ireo DH: "nahafantatra fa efa nandresy azy ireo ny Israelita"