plt_tn/2sa/10/06.md

488 B

lasa mangidy hoditra amin'i Davida izy ireo

Ny andianteny hoe "lasa mangidy hoditra" dia sarinteny ho an'ny hoe "lasa manafintohina izy ireo". DH: "lasa manafintohina tahaka ny fofona ratsy tamin'i Davida izy ireo"

Beti-rehoba...Zoba...Maka...Toba

Ireo dia anaran-toerana.

roa alina...arivo...roa arivo sy iray alina

"20.000 ... 1.000 ... 12.000"

teo amin'ny vavahadin'ny tanànan'izy ireo

Eto ny hoe "tanàna" dia manondro an'i Raba, renivohitry ny tanànan'ireo Amonita.