plt_tn/2sa/10/06.md

16 lines
488 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# lasa mangidy hoditra amin'i Davida izy ireo
Ny andianteny hoe "lasa mangidy hoditra" dia sarinteny ho an'ny hoe "lasa manafintohina izy ireo". DH: "lasa manafintohina tahaka ny fofona ratsy tamin'i Davida izy ireo"
# Beti-rehoba...Zoba...Maka...Toba
Ireo dia anaran-toerana.
# roa alina...arivo...roa arivo sy iray alina
"20.000 ... 1.000 ... 12.000"
# teo amin'ny vavahadin'ny tanànan'izy ireo
Eto ny hoe "tanàna" dia manondro an'i Raba, renivohitry ny tanànan'ireo Amonita.