# lasa mangidy hoditra amin'i Davida izy ireo Ny andianteny hoe "lasa mangidy hoditra" dia sarinteny ho an'ny hoe "lasa manafintohina izy ireo". DH: "lasa manafintohina tahaka ny fofona ratsy tamin'i Davida izy ireo" # Beti-rehoba...Zoba...Maka...Toba Ireo dia anaran-toerana. # roa alina...arivo...roa arivo sy iray alina "20.000 ... 1.000 ... 12.000" # teo amin'ny vavahadin'ny tanànan'izy ireo Eto ny hoe "tanàna" dia manondro an'i Raba, renivohitry ny tanànan'ireo Amonita.