plt_tn/2sa/10/04.md

286 B

noharatany ny antsasaky ny volombavan'izy ireo

Io fihetsika io dia midika ho fanevatevana mba hanalam-baraka olona.

afa-baraka tanteraka

Eto ny hoe "tanteraka" dia fomba fiteny izay midika hoe "tena".

ary miverena avy eo

Azo tsara fa tokony hiverina any Jerosalema izy ireo.