plt_tn/2sa/10/04.md

12 lines
286 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# noharatany ny antsasaky ny volombavan'izy ireo
Io fihetsika io dia midika ho fanevatevana mba hanalam-baraka olona.
# afa-baraka tanteraka
Eto ny hoe "tanteraka" dia fomba fiteny izay midika hoe "tena".
# ary miverena avy eo
Azo tsara fa tokony hiverina any Jerosalema izy ireo.