# noharatany ny antsasaky ny volombavan'izy ireo Io fihetsika io dia midika ho fanevatevana mba hanalam-baraka olona. # afa-baraka tanteraka Eto ny hoe "tanteraka" dia fomba fiteny izay midika hoe "tena". # ary miverena avy eo Azo tsara fa tokony hiverina any Jerosalema izy ireo.